|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fania
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 Fomban' ny olona mania, diso lalana, mivily amin' izay tsy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 faninana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Tankarana] action de concourir, émulation. § faninànana. [1.19]

Teny iditra (2/2) 6  fania
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 [Sakalava] Liane qu'on écrase avec de l'eau pour préparer un poison de pêche (d'après Samat). Peut-être une autre prononciation pour fangy . [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  10 afina, 11 anifa, fania, 12 fi~ana, fiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/04