|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanidina
Fototeny  2  idina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser

Teny iditra (2/2)6  fanidina
Fototeny  7  sidina
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala
Ohatra  10  Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina? [2.131]
11  Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho. [2.48]
Voambolana  12  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny fanidina io

Fivaditsoratra  14  andafiny, andifian, andifiña, fanidina, fiandany, fidinana, nafadiny, nandifia, nifadian, nifandai

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21