Teny iditra (1/2) | 1 fanidinana |
Fototeny | 2 idina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] L’action de verser, l'instrument, le moule, le lieu, la coulée, le coulage |
Teny iditra (2/2) | 6 fanidinana |
Fototeny | 7 sidina |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Fihetsehana na fihantonana eny amin' ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana dia haingana; fandehandehanana, haratsiampitondran-tena |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] L’action de voler, de flotter dans l’air, le moyen, le lieu |
Fivaditsoratra | 11 fanidinana, nandafiany, nandifiana, nifandaina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |