Teny iditra fanifika (hifika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manifika, mampiala, manesotra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanifika (hifika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo ahifika: Tsy fanifika ny ondry botry fa mety hanao kambana izy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23