Teny iditra fanilika (ilika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba fanosehana hihataka, fomba fampihatahana, fomba famindrana voina, fombafanesorana tsy ho isany [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanilika (ilika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo ailika, tokony hailika: Tsy fanilika ny zaza sembana [Rajemisa 1985]

2009/02/23