Teny iditra | 1 fanimpanina |
Fototeny | 2 fanina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#148] [duplicatif fréquentatif] |
Ohatra |
5 fanimpanina aho izany [2.928#2>Fanimpanina aho izany] 6 manonofy andro mifono ka mivantotr'omby minono, ditsohin-kariva mandrivodrivotra ka tonga zary mihovotrovotra mohamohaka manimanina, safotsafotra fanimpanina! [1.260] |
Fivaditsoratra | 7 fanimpanina, mpifaninana, nanampifian, nifanampian |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |