Teny iditra fanindriana (tsindry)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanerena zavatra avy eo ambony amin' ny lanjan' ny tena; fanasiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony [Rajemisa 1985]

2009/02/23