Teny iditra | fanindrika (tsindrika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fomba entina manindrika, manafo trano amin' ny herana [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fanindrika (tsindrika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Azo tsindrihina na tafoana [Rajemisa 1985] | |
2009/02/23 |
![]() |