Teny iditra faningana (singana)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina maningana, manavaka
¶ Azo singanina [Rajemisa 1985]

Teny iditra faningàna
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fampiakarana entana mavesatra [SLP 1986]
Famaritana frantsay levage [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2009/09/09