Teny iditra faninganana (singana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanavahana: Tsy tiako ny faningananao ny zanako amin' ny be sy ny maro fa aoka izy hiaraka amin' ny mpianatra rehetra
Tsy fanaovana ohatra ny be sy ny maro, fiavahana; tsy fitovizana amin' ny rehetra: Mahasosotra ny faninganan-dRangahy io amin' ny be sy ny maro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de faire aller seul, d'aller seul, la cause [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20