Teny iditra faninginana (tsingina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fametahana firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [Rajemisa 1985]
 fanakambanana raikitra amin'ny alalan'ny fampitsonehana ny singa atambatra [SLP 1986]
Famaritana frantsay soudure [SLP 1986]

2009/09/09