| Teny iditra | 1 faninginana |
| Fototeny | 2 tsingina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fametahana firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa
[1.1] 5 fanakambanana raikitra amin'ny alalan'ny fampitsonehana ny singa atambatra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 soudure
[1.13] |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|