|
|
|
|

Teny iditra 1  faninginana
Fototeny  2 tsingina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fametahana firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [1.1]
5 fanakambanana raikitra amin'ny alalan'ny fampitsonehana ny singa atambatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 soudure [1.13]
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how faninginana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04