|
|
|
|

Teny iditra1  fanintelony
Fototeny  2  intelo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famerenana asa iray hatramin' ny intelo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.75#xlvii]
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] pour la troisième fois
Ohatra  7  Nony nanala fanadinana fanintelony anefa aho tamin' io taona io, afaka. [2.472]
8  Tsara ery izy izany, hoy Rainitoandro, sady natsotrany haka fanindroany sy fanintelony ny tanany. [2.470]
Haiendriteny 
9  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20