Teny iditra | 1 fanintontsintona |
Fototeny | 2 sintontsintona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Aretin-kozatra mpahazo ny zaza indrindra, izay mahatonga azy hihinjitrinjitra ka tsy mahatsiaro tena izy amin' izany. Aretina mampikainkona ny hozatra sy ny rantsambatana tsy araka ny sitrapo |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 6 fanintona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |