|
|
|
|

Teny iditra1  fanipikipy
Fototeny  2  kipikipy
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina manipikipy, mitoraka, manipy
Azo akipikipy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12