Teny iditra faniratsirana (tsiratsira)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana tsinontsinona, fanesoana, famotsifotsiana, fanevatevana: Tsy tantiko ny faniratsirana an' i dada toy ireny nataonao ireny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy disdainful speaking [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de mépriser, parole dédaigneuse [Hallanger 1974]

2009/04/02