Teny iditra fanisa (isa)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba enti-manisa
Azo isaina: Tsy fanisa itony voan-javatra itony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on peut compter, manière d'énumérer [1.3]
 Numération [1.13]

Teny iditra fanisa (sisa)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba enti-manisa na mamela sisa
Azo asisa, azo amelana sisa: Ny hanina toy itony tsy mba fanisa, hoy ilay sarotra [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20