Teny iditra (1/2) | 1 fanisa |
Fototeny | 2 isa |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba enti-manisa Azo isaina: Tsy fanisa itony voan-javatra itony |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] ce qu'on peut compter, manière d'énumérer 6 [1.13] numération |
Teny iditra (2/2) | 7 fanisa |
Fototeny | 8 sisa |
Sokajin-teny | 9 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Fomba enti-manisa na mamela sisa Azo asisa, azo amelana sisa: Ny hanina toy itony tsy mba fanisa, hoy ilay sarotra |
Fivaditsoratra | 11 asafin, fañasy, fanisa, fasany, fasina, fisana, nasafy, safina, Sifaña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |