Teny iditra (1/3) | 1 fanisana |
Fototeny | 2 isa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fijerena ny isan-javatra na isan' olona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the act of counting |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] l'action de compter 7 [1.13] pointage, enregistrement, recensement |
Ohatra |
8 fanisana ny mponina sy fanisana ny tanora ampy taona tokony hanao raharaha miaramila; [4.27] 9 Teo amin' ilay fotoana fanisana rakitra ka mangina fa tratra ny ao am-piangonana, no nisy gaona kely niditra. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
13 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Teny iditra (2/3) | 14 fanisana |
Fototeny | 15 sisa |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.1] Famelana sisa; fanokanana; fitahirizana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] l'action de laisser des restes, la cause |
Teny iditra (3/3) | 19 Fanisana |
Sokajin-teny | 20 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [2.611] (fanafohezana Fanis) na hoe Nomery = Izany no iantsoana azy, satria ny fanisana ny Vahoakan' Israely no fanombohany. |
Fanazavàna teny anglisy |
22 [3.1] Numbers: one of the books of the Bible |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [3.1] Nombres: un des livres de la Bible |
Voambolana |
24 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 25 nomery, nomery, nomery |
Lahatsoratra |
26 Randzavola: Fanisana |
Fivaditsoratra | 27 fanasina, fanisana, fasinana, nanasafy, nifanasa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |