Teny iditra | 1 fanitarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 itatra |
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty Fampitomboana habe, fanabeazam-boho: Fonitarana ny fanjakan' Andriamanitra Fampitomboana filaza: Aza dia be fanitarana loatra ianao rehefa mitantara |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#286] L’action d’agrandir, d’élargir, de développer 7 [1.13] extension |
Ohatra |
8 [2.285#] atao ny tenintsika dia fanitarana ny vava-fery efa nisy. 9 [2.472#] Anisan' ny fomba nampiasainy tamin' izany ny fanitarana ny velaran-tany novoleny. |
Fivaditsoratra | 10 anatrifana, añintafara, fanitarana, faritanàna, fatan' arina, fiatranana, nafatranay, nitarafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |