Teny iditra | fanito (ito) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manito, manapaka Azo tapahina [1.1] | |
Teny iditra | fañito | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Outil à séparer les cheveux, en os, sert à tirer les raies sur la tête. (sàvika) Rac. hitsy (?). [1.19] | |
Tovy hevitra | fañity ~ faninty | |
Fivaditsoratra | fanito, fanoty, fantio, fotina, tinafo, tofina, tonafy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |