Teny iditra | fanitsaka (hitsaka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manitsaka, manosy, manao tsinontsinona Azo hitsahina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui mérite d’être foulé aux pieds, que l'on méprise, la manière de mépriser [1.3] | |
Ohatra | ny tsy hisondrotan'ny ambany fa ho fanitsaka mandrakizay!
[2.503] | |
Fivaditsoratra | afantsika, fanatsika, fanitsaka, fitsakana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |