Teny iditra | 1 fanitsaka |
Fototeny | 2 hitsaka |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manitsaka, manosy, manao tsinontsinona Azo hitsahina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#252] Ce qui mérite d’être foulé aux pieds, que l'on méprise, la manière de mépriser |
Ohatra |
6 ny tsy hisondrotan'ny ambany fa ho fanitsaka mandrakizay! [2.503#] |
Fivaditsoratra | 7 afantsika, afitsakan, fanatsika, fanitsaka, fitsakana, nafitsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |