|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  fanitsiana
Fototeny  2 hitsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 l'action de redresser, d'aligner, de corriger, de justifier, l'instrument, le moyen, la cause [1.3#246]
5 dégauchissage, retouche, dressage [1.13]
Ohatra  6  Ny fanitsiana ny teny frantsay no nitadiavako fanampiana. [2.356#]
7  Tsy misy fanitsiana azo raisina raha tsy nahazoana ny faneken' ny Governemanta. [1.320#]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 5 amin' io teny io

Teny iditra (2/2) 9  fanitsiana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 [Masikoro] fotaka mifangaro amin' ny lomotra sady misy fasika, sikidy atao hisorohana ny loza mety hitranga [2.606#151]

Fivaditsoratra  fanitsiana, 12 fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26