Teny iditra fanizinana (izina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampanjombonana, fanamaizinana [1.1]

Teny iditra fanizinana (hizina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandentehana; famoretana; fanidiana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20