Teny iditra | fanjakan' i Baroa (zaka, baroa) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | [ fanjakana baroa ] A state of lawlessness [Richardson 1885] | |
Fandikana frantsay | anarchie, la cour du roi Pétaud [Abinal 1888] | |
Teny mitovy hevitra | fanjakana raban-tsahona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |