Teny iditra | 1 fanjakazakana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.13] domination |
Ohatra |
4 [1.369#] Inona no manakana anay tsy hilatsaka any amin' ny fahambanian-tsaina, any amin' ny politika ho an' ny politika, izay midika hoe any amin' ny fanjakazakana ara-politika amin' ny mahantra? 5 [2.503#] Iaraha-mahalala ny tohiny, fa teto Madagasikara no niandohan'ny fifohazan'ny zanatany rehetra, tamin' ny 1947, vao nitatra tany Indoshina sy Alzeria, ka niafara tamin'ny faharavan'ny fanjakazakana frantsay eran-tany. 6 [1.320#] Raràna ny fikambanana sy ny antoko politika izay manohintohina ny maha-iray tsy mivaky ny Firenena sy ny foto-kevitra repoblikana, sy izay manindrahindra fanjakazakana na fanavakavahana ara-pirazanana, ara-poko na ara-pinoana. |
Voambolana |
7 Pôlitika |
Fototeny | 8 zakazaka |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |