Teny iditra fanjanahana (zanaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fananganana ho zanaka
Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action d'adopter ou de reconnaître un enfant, de prendre à intérêt, le temps, la cause [1.3]
Ohatra 
1Anisan'ny firenena mpanao fanjakana ny Malagasy, ary izany indrindra aza angamba no nahamora ny fanjanahana azy. [2.503]
2fampifandraisana ireny harivolana ireny amin'ny toe-tany sy ny tantara ary ny fiharian-karena omban'ny fifampifehezana, na teo amin'ny Ntaolo, na tamin'ny andron'ny fanjanahana merina narahin'ny fanjanahana frantsay. [2.606]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12