|
|
|
|

Teny iditra1  fanjanahana
Fototeny  2  zanaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fananganana ho zanaka
Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] l'action d'adopter ou de reconnaître un enfant, de prendre à intérêt, le temps, la cause
Ohatra  6  Anisan'ny firenena mpanao fanjakana ny Malagasy, ary izany indrindra aza angamba no nahamora ny fanjanahana azy. [2.503#]
7  fampifandraisana ireny harivolana ireny amin'ny toe-tany sy ny tantara ary ny fiharian-karena omban'ny fifampifehezana, na teo amin'ny Ntaolo, na tamin'ny andron'ny fanjanahana merina narahin'ny fanjanahana frantsay. [2.606#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12