|
|
|
|

Teny iditra1  fanjavonana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fotoana fisian' ny zavona; fisian' ny zavona: Anisan' ny tokony hampitandrina ny mpitondra fiara ny fanjavonana
Fandosirana na tsy fahitana olona na zavatra foana eo: Zava-mahatalanjona ahy ny fanjavonan' ny bokiko teto ambony latabatra
Fototeny  4  zavona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11