|
|
|
|

Teny iditra1  fanjelatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  jelatra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba na toetran' ny zavatra mandefa hazavana mitsoriaka toa tselatr' afo: Nanaitra ny fanjelatr' ilay tainkintana nianjera tamin' ny taona 1977

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29