Teny iditra | 1 fanjifana |
Fototeny | 2 jifa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.13] fandaniana tanteraka 5 [1.62.mg#340] fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] consommation |
Ohatra |
7 Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana. [4.27#2008/09/12] |
Voambolana |
8 Toe-karena |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 fañafinja, fanjifana, fifanjana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |