|
|
|
|

Teny iditra1  fanjohiam-panandramana
Singan-teny  2  fanjohiana, fanandramana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.13] fomba fiasan'ny saina tsy manaiky petra-kevitra iray raha tsy voamarin'ny fanandramana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] démarche expérimentale

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10