Teny iditra | fanjonoana (jono) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fakana hazandrano amin' ny fintana Fanangolena, fanojikojena: Teny malefaka no fanjonoan' ny mpamitaka ny olona tiany hofitahina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pêche [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |