|
|
|
|

Teny iditra1  fanjopelaka
Fototeny  2  jopelaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famirapiratana mamono maso toa tsy azo jerena, fahajambena
Tovy hevitra  5  fanjopelana, fanjopiaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11