|
|
|
|

Teny iditra1  fankahalana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy fitiavana mainty, fahalianana ta hamaly faty, fanaovana hala volo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] hatred
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] haine
Voambolana  6  Ontam-po
Fototeny  7  hala

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11