Teny iditra | 1 fankaherezana |
Fototeny | 2 hery |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#238] action de fortifier |
Ohatra |
6 Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola. [2.117#3] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |