Teny iditra fankalazana (laza)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay l'action de publier, de glorifier, de célébrer, de remercier; le motif, le temps [Abinal 1888]
 célébration [Abinal 1888]
Ohatra 
1Ankalazaina indray izy ankehitriny, efa taona vitsivitsy mantsy eh, saingy tsy re tsaika toy ny saka fotsiny ny fankalazana hatramin'izay [Madagascar Tribune , 2009/03/24]
2Isy didy izany fa fankalazana, izay mahatonga alohadia omena vodihena sy vola. [Callet: Tantara, takila 719]

Nohavaozina tamin' ny 2018/04/26