|
|
|
|

Teny iditra1  fankalazana
Fototeny  2  laza
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] l'action de publier, de glorifier, de célébrer, de remercier; le motif, le temps
5  [1.3] célébration
Ohatra  6  Ankalazaina indray izy ankehitriny, efa taona vitsivitsy mantsy eh, saingy tsy re tsaika toy ny saka fotsiny ny fankalazana hatramin'izay [4.12]
7  Isy didy izany fa fankalazana, izay mahatonga alohadia omena vodihena sy vola. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2024/05/27