|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanodina
Fototeny  2  hodina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manodina: Hainao ve ny fanodina ny divay ho toaka?
Azo ahodina: Tsy fanodina ho toaka ny ranom‑boasary
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#257] manière de faire tourner
Ohatra  6  [2.606] Ny hasy indray dia voly vaovao, tsy azo hanina fa fanodina, noho izany fivarotra tanteraka.

Teny iditra (2/2)7  fanodina
Fototeny  8  odina
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#457] manière de faire révolter
Tovy hevitra  12  fampiodina

Fivaditsoratra  13  donafany, fanadino, fanindao, fanodina, fidonana, fiondana, nadofany, nidoafan, nofadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21