Teny iditra | 1 fanodoka |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manodoka Azo sodokaina, fitahina amin' ny fijerena |
Fototeny | 4 sodoka |
Fivaditsoratra | 5 donafako, donak' afo, fanodoka, nadofako, nodakofa, nodokafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |