Teny iditra (1/2) | 1 fanofa |
Fototeny | 2 hofa |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manofa na manome vola saran'ny fipetrahana amin' ny trano iray 5 Azo hofana [1.1] |
Teny iditra (2/2) | 6 fanofa |
Fototeny | 7 hofa |
Sokajin-teny | 8 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 Fomba entina manofa, miantso manao famantarana amin' ny tanana; na manetsiketsika voam-bary ao anaty sahafa mba hialan' ny ampombo 10 Azo hofaina [1.1] |
Fivaditsoratra | 11 fanafo, fanofa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |