|
|
|
|

Teny iditra1  fanogo
Fototeny  2  hogo
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manogo
Azo hogoina: Tsy mba volo fanogo angaha itony marina!

Fivaditsoratra  5  afongo, angofo, fanogo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21