Teny iditra fanoherana (tohitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheran' ireo natao fahirano
¶ Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherana ny fidiranay tao an-tanàna
¶ Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa isika [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanoherana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Merina] Nom d'une Composée herbacée d'après Dandouau. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/08/17