Teny iditra fanohofana (tohoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanasiana fefy mba ho tampina ny rano ka hihandrona
¶ Fanasiana kitay betsaka miavovona eo am-patana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanohofana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] famonoan-jaza [Rakotosaona 1972]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra hohoka

2010/05/06