Teny iditra | fanohoka (tohoka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manohoka, izany hoe manisy fefy mba ho tampina ny lalan-drano ka hihandrona ny rano Azo atohoka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut arrêter, manière d’arrêter [1.3] | |
Ohatra | Fomba fanohoka ny zaza.
[2.436] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |