Teny iditra fanohy (ohy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fomba entina manohy, mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra
¶ Azo ohazana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanohy
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay étrier, rallonge [SLP 1986]
Voambolana 

2012/11/15