Teny iditra | 1 fanoinana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famaliana antso: Mitenena ialahy mafy rehefa antsoina fa tsy henoko ny fanoinan' ialahy |
Fototeny | 4 toina |
Fivaditsoratra | 5 anafonany, anofanany, fanoinana, nanafoany, nanofanay, niafonana, nifananao, niofanana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |