Teny iditra | 1 fanokafana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 sokatra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Famohana, fanaovana izay hahitana ny ao anaty zavatra iray amin' ny fanalana ny sarony na izay manafina azy: Aoka samy hanatrika ny fanokafana ny vata isika sao misy zava-tsarobidy ao Fanomezan-dalana hampiasa: Fanokafana sekoly. / Fanokafana ny lalana mianatsimo Fitokanana: Rahampitso no fanokafana ny lanonan' ny faha-dimampolo taona |
Fivaditsoratra | 5 fanafokana, fanakofana, fanokafana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |